Acts 10:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy indray ilay feo taminy fanindroany: Izay efa nodiovin’Andriamanitra dia aza ataonao ho fady.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy indray ilay feo taminy: «Aza ataonao hoe maloto izay efa nodiovin’Andriamanitra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa dia mbola injay indray ilay feo nanao taminy hoe: –Izay efa nambaran’Andriamanitra fa madio, dia aza ataonao ho fady.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy ilay feo taminy fanindroany: Izay efa nodiovin'Andriamanitra dia aza ataonao ho fady.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy indray ilay feo taminy fanindroany: Izay efa nodiovin’Andriamanitra dia aza ataonao ho fady.
malagasy
Fa hoy ilay feo taminy fanindroany: Izay efa nodiovin'Andriamanitra dia aza ataonao ho fady.