Acts 10:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary intelo no nitrangan’izany; dia nakarina nankany an-danitra ilay zavatra nony avy eo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Intelo no naverina natao izany; dia nakarina tany an-danitra niaraka tamin’izay ilay zavatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Intelo niverina izany vao nakarina tany an-danitra ilay fasian-javatra.
Malagasy Bible 1865
Ary intelo no nanaovana izany; dia nakarina tany an-danitra niaraka tamin'izay ilay zavatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary intelo no nitrangan’izany; dia nakarina nankany an-danitra ilay zavatra nony avy eo.
malagasy
Ary intelo no nanaovana izany; dia nakarina tany an-danitra niaraka tamin'izay ilay zavatra.