Acts 10:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mbola nieritreritra tao am-pony ny amin’izay anton’ny fahitana efa hitany i Petera dia indreo ireo olona nirahin’i Kornelio nanontany ny tranon’i Simona ka nijanona teo am-bavahady,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mbola mieritreritra ny hevitry ny zavatra hitany tamin’ny tsindrimandry eo i Piera no inay tonga ao am-bavahady ny irak’i Kôrnely manontany ny tranon’i Simôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mbola nieritreritra izay tokony ho hevitr’ilay fahitana niseho taminy teo i Petera, dia tonga ireo irak’i Kôrnely. Nanontany tamin’olona izay tranon’i Simôna mpandon-koditra izy telo lahy ary efa migadona eo am-bavahady.
Malagasy Bible 1865
Ary raha mbola nieritreritra tao am-pony Petera ny amin'izay anton'ny fahitana efa hitany, dia, indreo, ny olona izay nirahin'i Kornelio nanontany ny tranon'i Simona ka nijanona teo am-bavahady,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mbola nieritreritra tao am-pony ny amin’izay anton’ny fahitana efa hitany i Petera dia indreo ireo olona nirahin’i Kornelio nanontany ny tranon’i Simona ka nijanona teo am-bavahady,
malagasy
Ary raha mbola nieritreritra tao am-pony Petera ny amin'izay anton'ny fahitana efa hitany, dia, indreo, ny olona izay nirahin'i Kornelio nanontany ny tranon'i Simona ka nijanona teo am-bavahady,