Acts 10:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia niantso izy ireo ary nanontany raha ao no mipetraka i Simona izay antsoina koa hoe Petera.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niantso izy ireo, ka nanontany raha mitoetra ao i Simôna, izay atao hoe Piera.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niantso izy ireo ary nanontany hoe: –Miantrano ato ve i Simôna, ilay antsoina koa hoe Petera?
Malagasy Bible 1865
dia niantso ka nanontany na mitoetra ao Simona, izay atao hoe koa Petera, na tsia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia niantso izy ireo ary nanontany raha ao no mipetraka i Simona izay antsoina koa hoe Petera.
malagasy
dia niantso ka nanontany na mitoetra ao Simona, izay atao hoe koa Petera, na tsia.