Acts 10:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mbola nieritreritra ilay fahitana i Petera dia hoy ny Fanahy taminy: Indreo, misy telo lahy mitady anao;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izany i Piera dia mbola nieritreritra ny fahitana eo ihany, ka hoy ny Fanahy taminy: «Indreo misy olona telo lahy mitady anao;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mbola revo nieritreritra izay tokony ho hevitr’ilay fahitana i Petera no nitenenan’ny Fanahy Masina hoe: –Indreo misy olona telo lahy mitady anao.
Malagasy Bible 1865
Fa raha mbola nieritreritra ny fahitana Petera, dia hoy ny Fanahy taminy: Indreo, misy telo lahy mitady anao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mbola nieritreritra ilay fahitana i Petera dia hoy ny Fanahy taminy: Indreo, misy telo lahy mitady anao;
malagasy
Fa raha mbola nieritreritra ny fahitana Petera, dia hoy ny Fanahy taminy: Indreo, misy telo lahy mitady anao;