Acts 10:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mpivavaka tsara sady natahotra an’Andriamanitra izy sy ny ankohonany rehetra ka nanao fiantrana be tamin’ny olona sady nivavaka mandrakariva tamin’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Olona tia vavaka sy natahotra an’Andriamanitra izy mbamin’ny ankohonany rehetra, ary nanao fiantrana be tamin’ny olona sy nivavaka tamin’Andriamanitra mandrakariva.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mpivavaka sady mpanaja an’Andriamanitra izy mbamin’ny ankohonany manontolo. Nanampy be dia be ny olo-mahantran’ny vahoaka jiosy i Kôrnely sady nivavaka tamin’Andriamanitra isaky ny fotoana voatendry.
Malagasy Bible 1865
ary mpivavaka tsara sady natahotra an'Andriamanitra izy mbamin'ny ankohonany rehetra ka nanao fiantrana be tanin'ny olona sady nivavaka tamin'Andriamanitra mandrakariva.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mpivavaka tsara sady natahotra an’Andriamanitra izy sy ny ankohonany rehetra ka nanao fiantrana be tamin’ny olona sady nivavaka mandrakariva tamin’Andriamanitra.
malagasy
ary mpivavaka tsara sady natahotra an'Andriamanitra izy mbamin'ny ankohonany rehetra ka nanao fiantrana be tanin'ny olona sady nivavaka tamin'Andriamanitra mandrakariva.