Acts 10:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa mitsangàna ianao dia midìna ary mandehana miaraka aminy ka aza misalasala, fa Izaho no naniraka azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
koa mitsangàna, dia midìna, ary mandehana miaraka aminy, fa aza misalasala, satria izaho no naniraka azy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mitsangàna, dia midîna ary aza misalasala fa mandehana miaraka aminy; satria Izaho no naniraka azy ireo.
Malagasy Bible 1865
fa mitsangàna ianao, dia midina, ary mandehana miaraka aminy, ka aza misalasala, fa Izaho no naniraka azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa mitsangàna ianao dia midìna ary mandehana miaraka aminy ka aza misalasala, fa Izaho no naniraka azy.
malagasy
fa mitsangàna ianao, dia midina, ary mandehana miaraka aminy, ka aza misalasala, fa Izaho no naniraka azy.