Acts 10:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nidina tany amin’ireo olona ireo i Petera ka niteny hoe: Inty aho izay tadiavinareo; inona no anton’ny ahatongavanareo atỳ?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nidina niaraka tamin’izay i Piera, nanatona ireo lehilahy ireo, ka nanao taminy hoe: «Inty aho izay tadiavinareo; inona no anton’ny nahatongavanareo atỳ?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nidina i Petera ary nanatona azy telo lahy ka nanao hoe: –Izaho no ilay tadiavinareo. Inona no anton-dianareo?
Malagasy Bible 1865
Ary Petera nidina tany amin'ireo olona ireo ka nanao hoe: Inty aho izay tadiavinareo; inona no anton'ny ahatongavanareo atỳ?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nidina tany amin’ireo olona ireo i Petera ka niteny hoe: Inty aho izay tadiavinareo; inona no anton’ny ahatongavanareo atỳ?
malagasy
Ary Petera nidina tany amin'ireo olona ireo ka nanao hoe: Inty aho izay tadiavinareo; inona no anton'ny ahatongavanareo atỳ?