Acts 10:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ireo: I Kornelio kapiteny, lehilahy marina sady matahotra an’Andriamanitra ka tsara laza amin’ny firenen’ny Jiosy rehetra, dia efa notoroan’anjely masina hevitra hampaka anao ho any an-tranony sy hihaino teny avy aminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ny navalin’ireo: «I Kôrnely kapiteny, lehilahy marina sy matahotra an’Andriamanitra ary ankasitrahin’ny Jody rehetra, no nahazo teny tamin’ny Anjely masina anankiray mba hampaka anao ho any an-tranony, sy hihaino ny teninao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy izy telo lahy: –Iraky ny kapiteny Kôrnely izahay. Izy dia lehilahy tia rariny sady mpanaja an’Andriamanitra no tsara laza amin’ny Jiosy rehetra. Notoroan’ny anjely masina hevitra izy mba hampaka anao ho any an-tranony ary hihaino izay zavatra hambaranao aminy.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy ireo: Kornelio kapiteny, lehilahy marina sady matahotra an'Andriamanitra ka tsara laza amin'ny firenen'ny Jiosy rehetra, dia efa notoroan'anjely masina hevitra hampaka anao ho any an-tranony sy hihaino teny avy aminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ireo: I Kornelio kapiteny, lehilahy marina sady matahotra an’Andriamanitra ka tsara laza amin’ny firenen’ny Jiosy* rehetra, dia efa notoroan’anjely masina hevitra hampaka anao ho any an-tranony sy hihaino teny avy aminao.
malagasy
Dia hoy ireo: Kornelio kapiteny, lehilahy marina sady matahotra an'Andriamanitra ka tsara laza amin'ny firenen'ny Jiosy rehetra, dia efa notoroan'anjely masina hevitra hampaka anao ho any an-tranony sy hihaino teny avy aminao.