Acts 10:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Petera dia nampiantrano azy ireo handry tao. Nony ampitso dia niainga i Petera ka nandeha niaraka tamin’izy ireo, ary niaraka taminy koa ny rahalahy sasany avy tany Jopa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nampiantrano azy mba handry ao i Piera. Nony ampitso, dia niainga niaraka tamin’izy ireo izy mbamin’ny rahalahy sasany tao Jôpe.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nampiantranoin’i Petera izy telo lahy ka nandry tao ny alin’iny. Ny ampitso kosa dia lasa i Petera niara-dia tamin’ireto iraka. Tafaraka tamin’i Petera koa ny havana sasany mpino avy ao Jôpa.
Malagasy Bible 1865
Ary Petera nampiantrano azy handry tao. Ary nony ampitso dia niainga Petera ka nandeha niaraka taminy, ary ny rahalahy sasany avy tany Jopa niaraka taminy koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Petera dia nampiantrano azy ireo handry tao. Nony ampitso dia niainga i Petera ka nandeha niaraka tamin’izy ireo, ary niaraka taminy koa ny rahalahy sasany avy tany Jopa.
malagasy
Ary Petera nampiantrano azy handry tao. Ary nony ampitso dia niainga Petera ka nandeha niaraka taminy, ary ny rahalahy sasany avy tany Jopa niaraka taminy koa.