Acts 10:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tonga tany Kaisaria izy ny ampitson’iny. Efa niandry azy i Kornelio sady efa nampiantso ny havany sy ny namany akaiky.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny ampitson’izay indray, dia niditra tao Sezarea izy. Efa niandry azy izany ry i Kôrnely mbamin’ny havany sy ny sakaiza malalany izay nangoniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny afakampitso dia tonga tany Kesaria ry i Petera. Efa niandry azy ireo i Kôrnely sy ny havany aman-tsakaizany izay nasainy.
Malagasy Bible 1865
Ary nony ampitso indray dia tonga tany Kaisaria izy. Ary Kornelio niandry azy sady efa nampiangona ny havany sy ny tena sakaizany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tonga tany Kaisaria izy ny ampitson’iny. Efa niandry azy i Kornelio sady efa nampiantso ny havany sy ny namany akaiky.
malagasy
Ary nony ampitso indray dia tonga tany Kaisaria izy. Ary Kornelio niandry azy sady efa nampiangona ny havany sy ny tena sakaizany.