Acts 10:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha vao niditra i Petera dia nitsena azy i Kornelio ka niankohoka teo amin’ny tongony sady nitsaoka azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vao niditra i Piera, dia notsenain’i Kôrnely, ka sady niankohoka teo an-tongony izy no nitsaoka azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iny vao hiditra iny i Petera, dia nitsena azy i Kôrnely ary niantoraka teo an-tongony ho mari-panajana azy.
Malagasy Bible 1865
Ary raha vao niditra Petera, dia nitsena azy Kornelio ka niankohoka teo amin'ny tongony sady nitsaoka azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha vao niditra i Petera dia nitsena azy i Kornelio ka niankohoka teo amin’ny tongony sady nitsaoka azy.
malagasy
Ary raha vao niditra Petera, dia nitsena azy Kornelio ka niankohoka teo amin'ny tongony sady nitsaoka azy.