Acts 10:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa nampitsangana azy i Petera ka niteny hoe: Mitsangàna fa izaho dia olona ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nasain’i Piera nitsangana izy, nataony hoe: «Mitsangàna, fa olona ihany aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nampitsangana azy i Petera ka nanao hoe: –Mitsangàna ianao, fa izaho koa dia olombelona ihany!
Malagasy Bible 1865
Fa Petera nampitsangana azy ka nanao hoe: Mitsangàna; fa izaho dia olona ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa nampitsangana azy i Petera ka niteny hoe: Mitsangàna fa izaho dia olona ihany.
malagasy
Fa Petera nampitsangana azy ka nanao hoe: Mitsangàna; fa izaho dia olona ihany.