Acts 10:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony niresaka taminy izy dia niditra tao an-trano ka nahita ny olona maro tafangona tao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sady niresaka taminy izy no niditra tao an-tranony, ary namantana olona betsaka tafavory tao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sady niresaka tamin’i Kôrnely i Petera no niditra tao an-trano ka nahita ny olona marobe tafavory tao.
Malagasy Bible 1865
Ary nony niresaka taminy izy, dia niditra tao an-trano ka nahita ny olona maro tafangona tao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony niresaka taminy izy dia niditra tao an-trano ka nahita ny olona maro tafangona tao.
malagasy
Ary nony niresaka taminy izy, dia niditra tao an-trano ka nahita ny olona maro tafangona tao.