Acts 10:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho izany dia tsy nandà ny hankaty aho rehefa nampiantsoana; koa manontany aho: Inona moa no nampiantsoanareo ahy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa tsy nisalasala aho, fa nandeha raha vao nampanalainareo, ka inona àry izato anton’ny nampangalanareo ahy?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, raha vao nampanalainao aho, dia tonga fa tsy nandà. Tiako ho fantatra àry izay anton’ny nampanalanao ahy.
Malagasy Bible 1865
Ary amin'izany dia tsy nandà tsy hankatỳ aho, raha nampanalaina; koa manontany aho: Ahoana moa no nampanalanareo ahy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho izany dia tsy nandà ny hankaty aho rehefa nampiantsoana; koa manontany aho: Inona moa no nampiantsoanareo ahy?
malagasy
Ary amin'izany dia tsy nandà tsy hankatỳ aho, raha nampanalaina; koa manontany aho: Ahoana moa no nampanalanareo ahy?