Acts 10:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nahita miharihary tamin’ny fahitana izy, rehefa tokony ho tamin’ny ora fahasivy antoandro, fa indro, nisy anjelin’Andriamanitra niditra tao an-tranony ka niteny taminy hoe: Ry Kornelio!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indray antoandro tokony ho tamin’ny ora fahasivy, dia nisy Anjelin’Andriamanitra anankiray hitany miharihary tamin’ny tsindrimandry, niditra tao aminy, sy nilaza taminy hoe: «Ry Kôrnely!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indray tolakandro, tokony ho tamin’ny telo, dia nisehoam-pahitana izy ary nisy anjelin ’Andriamanitra tazany mazava tsara niditra tao an-tranony ka niteny taminy hoe: –Ry Kôrnely!
Malagasy Bible 1865
Ary izy nahita miharihary tamin'ny fahitana, rehefa tokony ho tamin'ny ora fahasivy antoandro, fa, indro, nisy anjelin'Andriamanitra niditra tao aminy ka nanao taminy hoe: Ry Kornelio.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nahita miharihary tamin’ny fahitana izy, rehefa tokony ho tamin’ny ora fahasivy antoandro, fa indro, nisy anjelin’Andriamanitra niditra tao an-tranony ka niteny taminy hoe: Ry Kornelio!
malagasy
Ary izy nahita miharihary tamin'ny fahitana, rehefa tokony ho tamin'ny ora fahasivy antoandro, fa, indro, nisy anjelin'Andriamanitra niditra tao aminy ka nanao taminy hoe: Ry Kornelio.