Acts 10:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Kornelio: Telo andro lasa izay, tamin’ny ora toy izao, raha nivavaka teto an-tranoko aho tamin’ny ora fahasivy, dia indro, nisy lehilahy niakanjo mamirapiratra nitsangana teto anatrehako
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Kôrnely: «Hefarana androany izay, raha nivavaka sy nifady hanina tao an-tranoko aho, dia indro nisy lehilahy niakanjo fotsy nitsangana teo anatrehako tamin’ny ora fahasivy, ka nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novalian’i Kôrnely hoe: –Telo andro lasa izay, tamin’ny telo tolakandro toy izao indrindra, dia nivavaka tato an-trano aho. Ary nisy lehilahy manao fitafiana mamirapiratra nijoro tampoka teo anatrehako,
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Kornelio: Loak'andro afak'omaly, mandra-paha-toy izao ny andro, raha nivavaka teto an-tranoko aho mandritra ny ora fahasivy, dia, indro, nisy lehilahy niakanjo akanjo mamirapiratra nitsangana teto anatrehako
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Kornelio: Telo andro lasa izay, tamin’ny ora toy izao, raha nivavaka teto an-tranoko aho tamin’ny ora fahasivy, dia indro, nisy lehilahy niakanjo mamirapiratra nitsangana teto anatrehako
malagasy