Acts 10:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa maniraha hankany Jopa ka ampanalao i Simona izay antsoina koa hoe Petera; miantrano ao an-tranon’i Simona mpandon-koditra eo amoron-dranomasina izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa maniraha ho any Jôpe, ampanalao i Simôna izay atao hoe Piera, mitoetra ao an-tranon’i Simôna mpandòn-koditra eo amoron-dranomasina, fa izy no hilaza aminao.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, mandefasa olona ho any Jôpa haka an’i Simôna, izay antsoina koa hoe Petera. Ny iantranoany dia ao amin’i Simôna mpandon-koditra, eo amoron-dranomasina.»
Malagasy Bible 1865
Koa maniraha hankany Jopa, ka ampanalao Simona, izay atao hoe koa Petera: mitoetra ao an-tranon'i Simona mpandon-koditra eo amoron-dranomasina izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa maniraha hankany Jopa ka ampanalao i Simona izay antsoina koa hoe Petera; miantrano ao an-tranon’i Simona mpandon-koditra eo amoron-dranomasina izy.
malagasy
Koa maniraha hankany Jopa, ka ampanalao Simona, izay atao hoe koa Petera: mitoetra ao an-tranon'i Simona mpandon-koditra eo amoron-dranomasina izy.