Acts 10:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niaraka tamin’izay dia nandefa olona tany aminao aho; ary tsara ny nahatongavanao. Koa ankehitriny, izahay rehetra dia efa eto anatrehan’Andriamanitra mba hihaino izay rehetra nampilazain’ny Tompo anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia naniraka ho any aminao niaraka tamin’izay aho; ka tsara ny nahatongavanao. Koa ankehitriny, vory eto anatrehanao izahay rehetra, mba hihaino ny zavatra rehetra asain’Andriamanitra lazainao aminay.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandefa olona haka anao niaraka tamin’izay aho, ka mahafinaritra ny nanekenao hankatỳ. Ankehitriny àry dia eto anatrehan’Andriamanitra izahay rehetra, mba hihaino ny hafatra rehetra nandidian’ny Tompo anao.
Malagasy Bible 1865
Koa niaraka tamin'izay dia naniraka tany aminao aho; ary nanao soa ianao no avy. Koa ankehitriny izahay rehetra dia efa eto anatrehan'Andriamanitra hihaino izay rehetra nandidian'ny Tompo anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Koa niaraka tamin'izay dia naniraka tany aminao aho; ary nanao soa ianao no avy. Koa ankehitriny izahay rehetra dia efa eto anatrehan'Andriamanitra hihaino izay rehetra nandidian'ny Tompo anao.