Acts 10:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niloa-bava i Petera ka niteny hoe: Hitako marina tokoa izao fa tsy mizaha tavan’olona Andriamanitra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niloa-bava i Piera ka nanao hoe: «Hitako marina tokoa fa tsy mizaha tavan’olona Andriamanitra:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niteny i Petera ka nanao hoe: –Azoko tsara ankehitriny, fa tsy mba mijery tavan’olona Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary Petera niloa-bava ka nanao hoe: Hitako marina tokoa izao fa tsy mizaha tavan'olona Andriamanitra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niloa-bava i Petera ka niteny hoe: Hitako marina tokoa izao fa tsy mizaha tavan’olona Andriamanitra;
malagasy
Ary Petera niloa-bava ka nanao hoe: Hitako marina tokoa izao fa tsy mizaha tavan'olona Andriamanitra;