Acts 10:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa amin’ny firenena rehetra, izay olona matahotra Azy ka manao ny marina no ankasitrahany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa izay matahotra Azy sy manao ny marina, dia ankasitrahiny, na aiza na aiza firenena misy azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, ankasitrahin’Andriamanitra avokoa izay olona manaja Azy sy manao ny rariny na aiza na aiza firenena misy azy.
Malagasy Bible 1865
fa amin'ny firenena rehetra izay olona matahotra Azy ka manao ny marina no ankasitrahany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa amin’ny firenena rehetra, izay olona matahotra Azy ka manao ny marina no ankasitrahany.
malagasy
fa amin'ny firenena rehetra izay olona matahotra Azy ka manao ny marina no ankasitrahany.