Acts 10:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia ilay teny natomboka hatrany Galilia ka notorina tany Jodia rehetra taorianan’ny batisa izay notorin’i Jaona,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fantatrareo ny zavatra tanteraka eran’i Jodea manontolo, nanomboka tany Galilea taorian’ny batemy notorìn’i Joany:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatrareo ny zava-nitranga tany Galilea aloha ary dia nanerana an’i Jodea, taorian’ny toriteny sy ny batisa nataon’i Jôhany:
Malagasy Bible 1865
dia ilay teny natomboka hatrany Galilia ka notorina tany Jodia rehetra teo aorian'ny batisa izay notorin'i Jaona, dia ny amin'i Jesosy avy any Nazareta,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia ilay teny natomboka hatrany Galilia ka notorina tany Jodia* rehetra taorianan’ny batisa izay notorin’i Jaona,
malagasy
dia ilay teny natomboka hatrany Galilia ka notorina tany Jodia rehetra teo aorian'ny batisa izay notorin'i Jaona, dia ny amin'i Jesosy avy any Nazareta,