Acts 10:39 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Vavolombelon’ny zavatra rehetra izay nataony tany amin’ny tanin’ny Jiosy sy tany Jerosalema izahay; Izy dia novonoiny rehefa nahantony teo amin’ny hazo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izahay no vavolombelon’ny zavatra rehetra nataony tany amin’ny tanin’ny Jody sy tany Jerosalema. Dia novonoiny Izy nahantony tamin’ny hazo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izahay dia vavolombelona nahita ny zavatra rehetra nataony manerana ny tanin’ny Jiosy sy tao Jerosalema. Io Jesoa io dia nahanton’ny olona tamin’ny hazofijaliana no namonoany Azy,
Malagasy Bible 1865
Ary izahay no vavolombelon'ny zavatra rehetra izay nataony tany amin'ny tanin'ny Jiosy sy tany Jerosalema; Izy dia novonoiny nahantony teo amin'ny hazo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Vavolombelon’ny zavatra rehetra izay nataony tany amin’ny tanin’ny Jiosy* sy tany Jerosalema izahay; Izy dia novonoiny rehefa nahantony teo amin’ny hazo;
malagasy
Ary izahay no vavolombelon'ny zavatra rehetra izay nataony tany amin'ny tanin'ny Jiosy sy tany Jerosalema; Izy dia novonoiny nahantony teo amin'ny hazo;