Acts 10:40 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nefa natsangan’Andriamanitra kosa tamin’ny andro fahatelo ka nasehony marina,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nefa natsangan’Andriamanitra kosa Izy tamin’ny andro fahatelo, sady nasehony miharihary,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nefa natsangan’Andriamanitra ho velona tamin’ny andro fahatelo. Nasehon’Andriamanitra miharihary Izy,
Malagasy Bible 1865
nefa natsangan'Andriamanitra kosa Izy tamin'ny andro fahatelo ka nasehony marimarina,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nefa natsangan’Andriamanitra kosa tamin’ny andro fahatelo ka nasehony marina,
malagasy
nefa natsangan'Andriamanitra kosa Izy tamin'ny andro fahatelo ka nasehony marimarina,