Acts 10:44 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mbola nilaza izany teny izany i Petera dia nilatsaka tamin’izay rehetra nandre ny teny ny Fanahy Masina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mbola miteny eo i Piera no nidina tamin’izay rehetra nihaino ny teniny ny Fanahy Masina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mbola nilaza izany zavatra izany i Petera, dia nilatsahan’ny Fanahy Masina ny olona rehetra nihaino ny lahateniny.
Malagasy Bible 1865
Raha mbola nilaza izany teny izany Petera, dia nilatsaka tamin'izay rehetra nandre ny teny ny Fanahy Masina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mbola nilaza izany teny izany i Petera dia nilatsaka tamin’izay rehetra nandre ny teny ny Fanahy Masina.
malagasy
Raha mbola nilaza izany teny izany Petera, dia nilatsaka tamin'izay rehetra nandre ny teny ny Fanahy Masina.