Acts 10:45 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Talanjona ny mino isan’ny voafora izay niaraka tamin’i Petera, satria nirotsaka tamin’ny Jentilisa koa ny fanomezana, dia ny Fanahy Masina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka talanjona fatratra ny mpino voafora tonga teo niaraka tamin’i Piera, nahita fa nidina tamin’ny Jentily koa ny fanomezan’ny Fanahy Masina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Talanjona ireo mpino jiosy tafaraka tamin’i Petera, satria narotsaka tamin’ny hafa firenena koa ny Fanahy Masina fanomezan’Andriamanitra;
Malagasy Bible 1865
Ary talanjona ny mino isan'ny voafora izay niaraka tamin'i Petera, satria nilatsaka tamin'ny jentilisa koa ny fanomezana, dia ny Fanahy Masina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Talanjona ny mino isan’ny voafora izay niaraka tamin’i Petera, satria nirotsaka tamin’ny Jentilisa* koa ny fanomezana, dia ny Fanahy Masina.
malagasy
Ary talanjona ny mino isan'ny voafora izay niaraka tamin'i Petera, satria nilatsaka tamin'ny jentilisa koa ny fanomezana, dia ny Fanahy Masina.