Acts 10:46 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandre azy niteny tamin’ny fiteny tsy fantatra sy nankalaza an’Andriamanitra izy ireo. Dia hoy i Petera:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria reny niteny fiteny samihafa sy nankalaza an’Andriamanitra izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa henony niteny tamin’ny fiteny tsy fantatra sady nankalaza an’Andriamanitra ny hafa firenena. Tamin’izay dia hoy i Petera hoe:
Malagasy Bible 1865
Fa nandre azy niteny tamin'ny fiteny tsy fantatra sy nankalaza an'Andriamanitra izy. Dia namaly Petera ka nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandre azy niteny tamin’ny fiteny tsy fantatra sy nankalaza an’Andriamanitra izy ireo. Dia hoy i Petera:
malagasy
Fa nandre azy niteny tamin'ny fiteny tsy fantatra sy nankalaza an'Andriamanitra izy. Dia namaly Petera ka nanao hoe: