Acts 10:47 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa misy olona mahazo mandrara ny rano tsy hanaovana batisa azy ireto, izay efa nandray ny Fanahy Masina tahaka antsika koa va?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Piera: «Azo lavina tsy hatao Batemy amin’ny rano va ireto olona efa nandray ny Fanahy Masina toa antsika ireto?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Azo sakanana tsy hatao batisa amin’ny rano ve ireto olona efa nandray ny Fanahy Masina tahaka antsika ireto?
Malagasy Bible 1865
Moa misy olona mahazo mandrara ny rano tsy hanaovana batisa ireo, izay efa nandray ny Fanahy Masina tahaka antsika koa?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa misy olona mahazo mandrara ny rano tsy hanaovana batisa azy ireto, izay efa nandray ny Fanahy Masina tahaka antsika koa va?
malagasy
Moa misy olona mahazo mandrara ny rano tsy hanaovana batisa ireo, izay efa nandray ny Fanahy Masina tahaka antsika koa?Dia nasainy natao batisa amin'ny anaran'i Jesosy Kristy izy. Ary nangatahin'ireo mba hitoetra ao aminy andro vitsivitsy izy.