Acts 10:48 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nasainy natao batisa amin’ny anaran’i Jesosy Kristy izy ireo. Ary nangatahin’ireo mba hijanona ao aminy andro vitsivitsy i Petera.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa ireo, nasainy natao Batemy amin’ny Anaran’i Jesoa Kristy Tompo; izy kosa nangatahin’ireo hitoetra eo aminy andro vitsivitsy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nasain’i Petera natao batisa amin’ny anaran’i Jesoa Kristy izy rehetra. Ary nangatahin’izy ireo kosa i Petera mba hitoetra eo aminy andro vitsivitsy.
Malagasy Bible 1865
Dia nasainy natao batisa amin'ny anaran'i Jesosy Kristy izy. Ary nangatahin'ireo mba hitoetra ao aminy andro vitsivitsy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nasainy natao batisa amin’ny anaran’i Jesosy Kristy* izy ireo. Ary nangatahin’ireo mba hijanona ao aminy andro vitsivitsy i Petera.
malagasy
Dia nasainy natao batisa amin'ny anaran'i Jesosy Kristy izy. Ary nangatahin'ireo mba hitoetra ao aminy andro vitsivitsy izy.