Acts 10:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ankehitriny, maniraha olona hankany Jopa ka ampanalao ny lehilahy iray atao hoe Simona izay antsoina koa hoe Petera;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa ankehitriny, maniraha olona ho any Jôpe haka an’i Simôna anankiray, izay atao hoe Piera.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao ankehitriny izao dia mandefasa lehilahy ho any Jôpa haka an’i Simôna, izay antsoina koa hoe Petera.
Malagasy Bible 1865
Koa ankehitriny maniraha olona hankany Jopa, ka ampanalao Simona anankiray, izay atao hoe koa Petera;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ankehitriny, maniraha olona hankany Jopa ka ampanalao ny lehilahy iray atao hoe Simona izay antsoina koa hoe Petera;
malagasy
Koa ankehitriny maniraha olona hankany Jopa, ka ampanalao Simona anankiray, izay atao hoe koa Petera;