Acts 10:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mitoetra ao amin’i Simona mpandon-koditra izy ary eo amoron-dranomasina ny tranony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitoetra ao an-tranon’i Simôna mpandòn-koditra eo amoron-dranomasina izy, ary izy no hilaza aminao ny tsy maintsy ataonao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ao amin’ny mpandon-koditra atao hoe Simôna izay manan-trano eo amoron-dranomasina no iantranoany.
Malagasy Bible 1865
mitoetra ao amin'i Simona mpandon-koditra izy, eo amoron-dranomasina ny tranony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mitoetra ao amin’i Simona mpandon-koditra izy ary eo amoron-dranomasina ny tranony.
malagasy
mitoetra ao amin'i Simona mpandon-koditra izy, eo amoron-dranomasina ny tranony.