Acts 10:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa lasa ilay anjely izay niteny tamin’i Kornelio dia niantso roa lahy tamin’ny mpanompony sy miaramila mpivavaka iray isan’izay nanaraka azy isanandro izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony lasa ilay Anjely niteny taminy, dia niantso roa lahy tamin’ny mpanompony i Kôrnely sy miaramila anankiray tia vavaka, anisan’izay nanao raharaha taminy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa lasa ilay anjely niteny taminy teo, dia nantsoin’i Kôrnely ny roa lahy tamin’ny mpanompony sy ny miaramila anankiray mpivavaka, anisan’ireo mpanotrona azy.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa lasa ny anjely izay niteny tamin'i Kornelio, dia niantso roa lahy tamin'ny mpanompony izy sy miaramila mpivavaka anankiray isan'izay nanaraka azy isan'andro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa lasa ilay anjely izay niteny tamin’i Kornelio dia niantso roa lahy tamin’ny mpanompony sy miaramila mpivavaka iray isan’izay nanaraka azy isanandro izy.
malagasy
Ary rehefa lasa ny anjely izay niteny tamin'i Kornelio, dia niantso roa lahy tamin'ny mpanompony izy sy miaramila mpivavaka anankiray isan'izay nanaraka azy isan'andro.