Acts 10:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nambarany taminy izany rehetra izany dia naniraka azy ireo hankany Jopa izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka rehefa nitantarany ny zavatra rehetra izy ireo, dia nirahiny ho any Jôpe.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitantaran’ny kapiteny izay rehetra nitranga izy telo lahy ary dia nirahiny ho any Jôpa.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nambarany taminy izany rehetra izany, dia naniraka azy hankany Jopa izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nambarany taminy izany rehetra izany dia naniraka azy ireo hankany Jopa izy.
malagasy
Ary rehefa nambarany taminy izany rehetra izany, dia naniraka azy hankany Jopa izy.