Acts 11:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny Apostoly sy ny rahalahy izay tany Jodia dia nahare fa ny Jentilisa koa dia efa nandray ny tenin’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ren’ny Apôstôly sy ireo havana iray finoana tany Jodea fa hoe nandray ny tenin’Andriamanitra koa ny Jentily.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ren’ny apôstôly sy ny havana iray finoana tany Jodea fa efa nandray ny tenin’Andriamanitra koa ny hafa firenena.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Apostoly sy ny rahalahy izay tany Jodia dia nahare fa ny jentilisa koa efa nandray ny tenin'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny Apostoly sy ny rahalahy izay tany Jodia* dia nahare fa ny Jentilisa* koa dia efa nandray ny tenin’Andriamanitra.
malagasy
[Ny namalian'i Petera ny olona izay nanome tsiny azy] Ary ny Apostoly sy ny rahalahy izay tany Jodia dia nahare fa ny jentilisa koa efa nandray ny tenin'Andriamanitra.