Acts 11:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny sasany tamin’ireny dia lehilahy avy any Sipra sy Kirena izay tonga tany Antiokia, niresaka tamin’ny Grika koa ary nitory an’i Jesosy Tompo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny sasany tamin’izy ireo anefa, izay lehilahy avy any Sipra sy Sirena, dia mba nisy niteny tamin’ny Grika ihany nony tonga tao Antiôkia, nitory an’i Jesoa Tompo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy ihany mpino sasantsasany avy any Sipra sy avy any Sirena izay tonga tany Antiôkia ka niteny tamin’ireo Grika koa, ary nanambara ny Vaovao Mahafaly momba an’i Jesoa Tompo.
Malagasy Bible 1865
Ary ny sasany tamin'ireny, dia lehilahy avy any Kyprosy sy Kyrena izay tonga tany Antiokia, dia niresaka tamin'ny jentilisa koa ka nitory an'i Jesosy Tompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny sasany tamin’ireny dia lehilahy avy any Sipra sy Kirena izay tonga tany Antiokia, niresaka tamin’ny Grika koa ary nitory an’i Jesosy Tompo.
malagasy
Ary ny sasany tamin'ireny, dia lehilahy avy any Kyprosy sy Kyrena izay tonga tany Antiokia, dia niresaka tamin'ny jentilisa koa ka nitory an'i Jesosy Tompo. [ Gr. Grika; na Helenista]