Acts 11:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izany andro izany dia nisy mpaminany sasany avy tany Jerosalema nankany Antiokia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izany andro izany, dia nisy mpaminany sasany avy tany Jerosalema tonga tao Antiôkia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izany andro izany, dia nisy mpaminany sasany avy tany Jerosalema nankany Antiôkia.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'izany andro izany dia nisy mpaminany sasany avy tany Jerosalema nankany Antiokia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izany andro izany dia nisy mpaminany sasany avy tany Jerosalema nankany Antiokia.
malagasy
[Ny naminanian'i Agabo fa hisy mosary] Ary tamin'izany andro izany dia nisy mpaminany sasany avy tany Jerosalema nankany Antiokia.