Acts 11:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny mpianatra dia nanapa-kevitra hampitondra zavatra araka ny ananany avy hamonjena ny rahalahy izay nonina tany Jodia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nanapa-kevitra ny mpianatra fa hampitondra fiantrana araka ny ananany, hamonjy ireo havana iray finoana nonina tany Jodea,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanapa-kevitra ny mpianatra tao Antiôkia fa samy hanome araka izay nanambinana azy avy mba halefa hanampiana ireo havana iray finoana nonina tany Jodea.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpianatra ninia hampitondra zavatra araka ny ananany hamonjy ny rahalahy izay nonina tany Jodia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny mpianatra dia nanapa-kevitra hampitondra zavatra araka ny ananany avy hamonjena ny rahalahy izay nonina tany Jodia*.
malagasy
Ary ny mpianatra ninia hampitondra zavatra araka ny ananany hamonjy ny rahalahy izay nonina tany Jodia.Dia nataony izany, ary ny tànan'i Barnabasy sy Saoly no nampitondrainy izany ho any amin'ny loholona. [ Gr. presbytera]