Acts 11:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nataony izany, ary ny tanan’i Barnabasy sy i Saoly no nampitondrainy izany ho any amin’ny loholona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka notanterahiny tokoa izany; i Barnabe sy i Saoly no nampitondrainy izany fanampiana izany ho any amin’ny Pretra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nataony izany ka nampitondrainy an’i Barnabà mbamin’i Saoly ho any amin’ny loholom -piangonana tany Jodea.
Malagasy Bible 1865
Dia nataony izany, ary ny tànan'i Barnabasy sy Saoly no nampitondrainy izany ho any amin'ny loholona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nataony izany, ary ny tanan’i Barnabasy sy i Saoly no nampitondrainy izany ho any amin’ny loholona.
malagasy
Dia nataony izany, ary ny tànan'i Barnabasy sy Saoly no nampitondrainy izany ho any amin'ny loholona. [ Gr. presbytera]