Acts 12:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izany andro izany dia nanatsotra ny tanany hampahory ny sasany tamin’ny fiangonana i Heroda mpanjaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izany andro izany, dia nasain’i Herôda mpanjaka nosamborina mba hampahoriana ny sasany anisan’ny Eglizy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izany fotoana izany, dia nasain’i Herôda mpanjaka nosamborina ny olona sasantsasany anisan’ny Fiangonana mba hampahorîna.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'izany andro izany Heroda mpanjaka naninjitra ny tànany hampahory ny sasany tamin'ny fiangonana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izany andro izany dia nanatsotra ny tanany hampahory ny sasany tamin’ny fiangonana i Heroda mpanjaka.
malagasy
[Ny amin'ny nanenjehana ny fiangonana, sy ny nanafahana an'i Petera tao an-tranomaizina] Ary tamin'izany andro izany Heroda mpanjaka naninjitra ny tànany hampahory ny sasany tamin'ny fiangonana.