Acts 12:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nahatsiaro tena i Petera dia hoy izy: Fantatro marina tokoa ankehitriny fa ny Tompo no naniraka ny anjeliny ka namonjy ahy tamin’ny tanan’i Heroda sy izay rehetra nandrasan’ny Jiosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay vao nahatsiaro fanahy i Piera, ka nanao hoe: «Fantatro ankehitriny fa efa naniraka ny Anjeliny tokoa ny Tompo, ka nanafaka ahy tamin’ny tanan’i Herôda, sy ny fanampoizan’ny vahoaka Jody.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay vao nahatsiaro tena i Petera ka nanao hoe: –Fantatro marina izao fa naniraka ny anjeliny tokoa ny Tompo, ka nanafaka ahy teo an-tanan’i Herôda sy tamin’ny ratsy rehetra notetehin’ny vahoaka jiosy.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nahatsiaro fanahy Petera, dia nanao hoe: Ankehitriny fantatro marina tokoa fa ny Tompo efa naniraka ny anjeliny ka namonjy ahy tamin'ny tànan'i Heroda sy ny fanantenan'ny Jiosy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nahatsiaro tena i Petera dia hoy izy: Fantatro marina tokoa ankehitriny fa ny Tompo no naniraka ny anjeliny ka namonjy ahy tamin’ny tanan’i Heroda sy izay rehetra nandrasan’ny Jiosy*.
malagasy
Ary rehefa nahatsiaro fanahy Petera, dia nanao hoe: Ankehitriny fantatro marina tokoa fa ny Tompo efa naniraka ny anjeliny ka namonjy ahy tamin'ny tànan'i Heroda sy ny fanantenan'ny Jiosy rehetra.