Acts 12:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niverina nankany Jerosalema i Barnabasy sy i Saoly rehefa vita ny fanompoany, dia nitondra an’i Jaona izay antsoina koa hoe Marka, hiaraka aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony vita ny raharahan’i Barnabe sy i Saoly tao Jerosalema, dia niverina tany Antiôkia izy, ary nitondra an’i Joany izay atao hoe Marka hiaraka aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa nahatontosa ny asa nanirahana azy tany Jerosalema i Barnabà sy i Saoly, dia niverina sady nitondra an’i Jôhany izay antsoina hoe Marka hiaraka aminy!
Malagasy Bible 1865
Ary Barnabasy sy Saoly niverina avy tany Jerosalema, rehefa vita ny fanompoany, dia nitondra an'i Jaona, izay atao hoe Marka, hiaraka aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niverina nankany Jerosalema i Barnabasy sy i Saoly rehefa vita ny fanompoany, dia nitondra an’i Jaona izay antsoina koa hoe Marka, hiaraka aminy.
malagasy
Ary Barnabasy sy Saoly niverina avy tany Jerosalema, rehefa vita ny fanompoany, dia nitondra an'i Jaona, izay atao hoe Marka, hiaraka aminy. [ Na: niverina tany]