Acts 13:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary indro, ankehitriny hamely an’Ialahy ny tanan’ny Tompo, dia ho jamba Ialahy ka tsy hahita masoandro aloha. Dia tonga taminy niaraka tamin’izay ny hajambana sy ny haizina ary niraparapa nitady olona hitantana azy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary indro ankehitriny, hamely an’ialahy ny tanan’ny Tompo, ka ho jamba tsy hahita ny masoandro ialahy mandra-pahatongan’ny fotoana.» Niaraka tamin’izay, dia nosaronan’ny haizim-pito izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankehitriny, indro hasian’ny tanan’ny Tompo ianao ka ho jamba tsy hahita ny fahazavan’ny masoandro mandritra ny fotoana voafetra. Niaraka tamin’izay dia sarona haizina ny mason’i Elimà, ka niraparapa izy nitady olona hitantana azy.
Malagasy Bible 1865
Ary, indro, ankehitriny ny tanan'ny Tompo hamely an'ialahy, dia ho jamba ialahy ka tsy hahita masoandro aloha. Dia latsaka tao aminy niaraka tamin'izay ny mampanjambena sy ny aizina, ary niraparapa nitady olona hitantana azy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary indro, ankehitriny hamely an’Ialahy ny tanan’ny Tompo, dia ho jamba Ialahy ka tsy hahita masoandro aloha. Dia tonga taminy niaraka tamin’izay ny hajambana sy ny haizina ary niraparapa nitady olona hitantana azy izy.
malagasy