Acts 13:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony nahita izay zava-nitranga taminy ny governora dia nino sady talanjona tamin’ny fampianaran’ny Tompo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nahita izany ny governora, dia talanjona ka nino ny fampianaran’ny Tompo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony nahita ny zava-nitranga ilay governora, dia tonga mpino sady talanjona fatratra tamin’ny fampianarana momba ny Tompo.
Malagasy Bible 1865
Ary ny governora, nony nahita izay efa natao, dia nino sady talanjona tamin'ny fampianaran'ny Tompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony nahita izay zava-nitranga taminy ny governora dia nino sady talanjona tamin’ny fampianaran’ny Tompo.
malagasy
Ary ny governora, nony nahita izay efa natao, dia nino sady talanjona tamin'ny fampianaran'ny Tompo.