Acts 13:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa niala tany Perga izy ireo dia nandroso nankany Antiokia any Pisidia ary niditra tao amin’ny sinagoga tamin’ny andro Sabata ka nipetraka teo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izy ireo kosa niala tany Perja, dia tonga tany Antiôkia any Pisidia, ary niditra tao amin’ny sinagoga izy tamin’ny andro sabata, ka nipetraka teo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy ao Perga kosa i Paoly sy i Barnabà dia nandroso ihany ka tonga tany Antiôkia any Pisidia. Ary niditra tao amin’ny sinagôga izy roa lahy tamin’ny andro sabata ka nipetraka teo.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa niala tany Peryga izy ireo, dia nandroso nankany Antiokia any Pisidia, dia niditra tao amin'ny synagoga tamin'ny andro Sabata ka nipetraka teo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa niala tany Perga izy ireo dia nandroso nankany Antiokia any Pisidia ary niditra tao amin’ny sinagoga* tamin’ny andro Sabata* ka nipetraka teo.
malagasy
Ary rehefa niala tany Peryga izy ireo, dia nandroso nankany Antiokia any Pisidia, dia niditra tao amin'ny synagoga tamin'ny andro Sabata ka nipetraka teo.