Acts 13:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nitsangana i Paoly sady nibaiko tanana azy ka niteny hoe: Ry lehilahy Israelita sy ianareo izay matahotra an’Andriamanitra, mihainoa:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nitsangana i Paoly, nanofa tanana azy hangina, ka nanao hoe: «Mihainoa, ry Israelita, sy ianareo izay matahotra an’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nitsangana i Paoly ka nanofahofa tanana hampangina ny mpiangona ary nanao hoe: –Ry Israelita sy ry hafa firenena mpanaja an’Andriamanitra, henoy aho!
Malagasy Bible 1865
Ary Paoly nitsangana, dia nanofa tanana azy ka nanao hoe: Ry lehilahy Isiraely sy ianareo izay matahotra an'Andriamanitra, mihainoa;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nitsangana i Paoly sady nibaiko tanana azy ka niteny hoe: Ry lehilahy Israelita sy ianareo izay matahotra an’Andriamanitra, mihainoa:
malagasy
Ary Paoly nitsangana, dia nanofa tanana azy ka nanao hoe: Ry lehilahy Isiraely sy ianareo izay matahotra an'Andriamanitra, mihainoa;