Acts 13:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitr’izao olona Israely izao no nifidy ny razantsika ka nanandratra ny olona, raha nivahiny tany amin’ny tany Ejipta izy, ary sandry avo no nitondrany azy nivoaka avy tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny Andriamanitr’izao vahoaka Israely izao no efa nifidy ny razantsika, sy nanandratra ny vahoaka fony izy nitoetra tany Ejipta; ary tamin’ny sandry mahery no nanesorany azy tao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny Andriamanitr’ilay vahoaka Israely dia nifidy ny razantsika. Nataony tonga firenen-dehibe io vahoaka io fony izy nivahiny tany amin’ny tany Ejipta, ary tamin-kery lehibe no nitondrany azy hiala avy any Ejipta.
Malagasy Bible 1865
Andriamanitr'izao olona Isiraely izao efa nifidy ny razantsika ka nanandratra ny olona, raha nivahiny tany amin'ny tany Egypta izy, ary sandry avo no nitondrany azy nivoaka avy tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitr’izao olona Israely izao no nifidy ny razantsika ka nanandratra ny olona, raha nivahiny tany amin’ny tany Ejipta izy, ary sandry avo no nitondrany azy nivoaka avy tany.
malagasy
Andriamanitr'izao olona Isiraely izao efa nifidy ny razantsika ka nanandratra ny olona, raha nivahiny tany amin'ny tany Egypta izy, ary sandry avo no nitondrany azy nivoaka avy tany.