Acts 13:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niaritra ny toetran’ireo tany an-tany efitra nandritra ny efapolo taona Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Namelona azy tokony ho efapolo taona tany an’efitra Izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tany an-taniefitra dia nahari-po taminy nandritra ny 40 taona eo ho eo Andriamanitra,
Malagasy Bible 1865
Ary Izy nandefitra tamin'ny nataony tany an-efitra tokony ho efa-polo taona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niaritra ny toetran’ireo tany an-tany efitra nandritra ny efapolo taona Izy.
malagasy
Ary Izy nandefitra tamin'ny nataony tany an-efitra tokony ho efa-polo taona. [ Na: (nitondra azy tahaka ny fitondran'ny olona ny zanany; izahao Deo. 1.31)]