Acts 13:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa nandrava firenena fito tany amin’ny tany Kanana Izy dia nampandovainy ny tanin’ireny izy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary nony efa nandrava firenena fito tany amin’ny tany Kanaàna Izy dia nanome ny faritan’ireny ho fananany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary nandrava firenena fito tany Kanahàna ka nanolotra ny tanin’ireo ho fananan’i Israely vahoakany.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nandrava firenena fito tany amin'ny tany Kanana Izy, dia nampandovainy ny tanin'ireny izy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa nandrava firenena fito tany amin’ny tany Kanana Izy dia nampandovainy ny tanin’ireny izy
malagasy
Ary rehefa nandrava firenena fito tany amin'ny tany Kanana Izy, dia nampandovainy ny tanin'ireny izy