Acts 13:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tokony ho dimampolo sy efajato taona. Rehefa afaka izany dia nomeny mpitsara izy hatramin’i Samoela mpaminany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tokony ho dimampolo sy efajato taona. Taorian’izany dia nomeny mpitsara izy ireo, hatramin’i Samoely mpaminany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandritra ny 450 taona eo ho eo izany. Taorian’izany, dia nomen’Andriamanitra mpitsara ny razantsika, mandra-pahatongan’ny andron’i Samoela mpaminany.
Malagasy Bible 1865
tokony ho dimam-polo amby efa-jato taona; ary rehefa afaka izany, dia nomeny mpitsara izy hatramin'i Samoela mpaminany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tokony ho dimampolo sy efajato taona. Rehefa afaka izany dia nomeny mpitsara izy hatramin’i Samoela mpaminany.
malagasy
tokony ho dimam-polo amby efa-jato taona; ary rehefa afaka izany, dia nomeny mpitsara izy hatramin'i Samoela mpaminany.