Acts 13:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Taorianan’izany indray dia nangataka mpanjaka izy ka nomen’Andriamanitra azy nandritra ny efapolo taona i Saoly, zanak’i Kisy, lehilahy avy tamin’ny fokon’i Benjamina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony afaka izany dia nangataka mpanjaka izy ireo, ka nomen’Andriamanitra an’i Saoly zanak’i Sisy, lehilahy avy amin’ny fokon’i Benjamina, naharitra efapolo taona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo nangataka mpanjaka izy ireo ka dia nomeny azy nandritra ny efapolo taona i Saoly, zanakalahin’i Kisy sady avy tamin’ny fokon’i Benjamîna.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa afaka indray izany, dia nangataka mpanjaka izy; ka dia nomen'Andriamanitra azy efa-polo taona Saoly, zanak'i Kisy, lehilahy avy tamin'ny firenen'i Benjamina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Taorianan’izany indray dia nangataka mpanjaka izy ka nomen’Andriamanitra azy nandritra ny efapolo taona i Saoly, zanak’i Kisy, lehilahy avy tamin’ny fokon’i Benjamina.
malagasy
Ary rehefa afaka indray izany, dia nangataka mpanjaka izy; ka dia nomen'Andriamanitra azy efa-polo taona Saoly, zanak'i Kisy, lehilahy avy tamin'ny firenen'i Benjamina.